Tonga indray ny vanim-potoana ny famadihana ! Raha nandeha tamin' iny lalampirenena faha fito iny aho, hatranyFandriana,Ambositra niakatra aty Vakinakaratra ka hatreto ambatolampy dia indreny ny setroka miakatra ny tanana feno olona mivorivory amin'ny tanana ambanivohitra: ao ny...