ravatorano

Categorie: Ankapobeny

Nodimandry i Rado

Tany anaty taxibe aho no nandre ny vaovao omaly maraina raha nilaza ry zalahy ao amin'ny kidaoana maraina hoe maty i Rado.Taitra ihany ny tena ary tena nalahelo tokoa na dia hoe efa "nahavita ny fihazakazahany" aza izy amin 'izao fiainana mandalo eto izao. Tsy hay ny tsy...

Bacc 2008 tohiny : Mbola mety hisy mpianatra ho afaka bakalorea indray zany raha izao no izy amin'ity taona 2008 ity !

Bakalôrea eto Antananarivo Mbola mety hisy mpianatra ho afaka Mbola mety hiampy indray izany ny isan-jaton’ny mpianatra ho afaka bakalôrea eto amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo. Mbola mety hitombo ny isan’ny mpianatra ho afaka...

ny baccalauréat 2008 !

Vita ny fanadinana fa ny valiny no nandrasan'ny mpiadina tao anatin'ny fitaintainana .Izany dia vokatry ny fisalasalana nanobmoka teo min'ny "délibération" izay nolazaiana fa tsy ny mpampianatra rehetra no nisafidy azy.Iny eo ihany fa nanampy trotraka ihany...

Maro indry ny maty sy naratra tamin 'ilay lozam piafamoivoizana izay nitranga tany Ihorombe Ihosy omaly maraina

Ihorombe Mpandeha 10 maty tsy tra-drano   Nitrangan-dozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray, omaly maraina tamin'ny 6 ora sy sasany, tamin'iny lalam-pirenena fahafito iny. Kamiao lehibe iray mpitatitra legioma no niharan-doza tamin'izany, ka...

Nodimandry anio maraina Ingahy Herizo RAZAFIMAHALEO

Nodimandry anio maraina  ny Filoha Mpitarika ny Antoko Leader Fanilo izay Andriamatoa Razafimahaleo Herizo .Raha tsiahivina dia efa narary izy ary natao dialyse teny amin'ny Clinique Ilafy.Noho'ny fiombon'ny aretina nefa dia tafiditra atamin'ny "etat comateux" izy...
1 2 3 4 5 6 7  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb