ravatorano

Categorie: Ankapobeny

tonga soa enao ra 2008

Na dia tao anatin'ny orana mikija aza no niandrasana ity taona vaovao ity dia mino aho fa tso-drano ihany izany ary ho taom-pahombiazana ho antsika mianakavy ra 2008. Eto dia mirary soa , fahasalamana,fahombiazana ho antsika namana rehetra izay mamaky ity lahatsoratra ity aho.Ho taona Zina...

tsara ny mialokaloka !

toy izao izahay rehefa mialokaloka avy namboly hazo ! toy izao koa izany no tombotsoa voalohany azo avy amin'ny fambolena zanakazo raha fihinamboa moa izy dia sady azo ialofan no azo hohanina ny voany ! koa amin'izao fisokafan'ny taom-pambolena zanakazo izao dia tsara ny...

fandalovana tany amin'ny faritra atsimo andrefana iny !

Sendra mba nandalo nanao fitsidihana kely naharitra herinandro tany amin'iny faritra atsimo andrefana iny ny tenako tamin'ity herinandro mifarana ity. Ny tsapako voalohany indrindra dia ny hafanana satrai vao teo amin'ny fitodiam piaramanidina fotsiny teo Morondava ny tenanay dia efa...

Tsapa sy hita izao fa tsy azo hamaivanina intsony ny tanora eo amin'ny lafiny ara politika

Na dia mbola tsy ofisialy aza ny fandresena miezinezina nobatain'ny Tanora malaGasy Vonona teo andrenivohitra dia hita sy tsapa ary azo lazaina fa tsy azo atao ambanin javatra intsony izany izao ny hevitry ny tanora eo amin'ny safidy ara politika. Nisy fitomboana ny fahavitrihana...

lasan'ny Tanora malagasy vonona sy i Andry Rajoelina izany ny fandresena teto Antananarivo

http://www.mira.gov.mg/election/resultat-communal-region-antananarivo.php?c1=1&c2=1 Io zany ny site an'ny ministeran'ny atitany ahafahanao mijery ny vokatra teo antananarivo renivohitra fa tsy dia asiana komentera tsony e fa dia lasan'ny tanora malagasy vonona ny tanana
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb