ravatorano

Categorie: Ankapobeny

hijery fety sa hiatrika propagandy

maro ireo olona tonga amin'ireny famoriana ho an'ny fampielezan-kevitra ireny manontany tena hany aho hoe hijery fety ve ny olona sa hiatrika fampielezan-kevitra raha ny olona tonga teny antsonjombe omaly izay aloha dia aoka fotsiny raha ireny marina no hifidy an'Ingahy Andry...

raikitra indray ny fifidianana sy ny kalxon lavareny eraky ny tanana

Nanomboka omaly ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana Ben'ny tanana eto Madagasikara.raikitra indray izany ny famoriana vahoaka sy ny fizarana tee shirt maro loka e ! Niainga tsara izy omaly raha ny teto Antananarivo Renivohitra no jerena sady ny tena ihany koa nivezivezy...

mahazo vahana tokoa izao ny site de rencontre ireny eto madagasikara

raha vao miditra cyber enao ka mitopy amin'ny olona manodidina anao sy izay zavatra ataony eo dia izao foana no miseho injinja raha vehivavy na tovovay ilay olona eo akaikinao : mijery site de rencontre izy ary dia raikitra ao mitsaty,mifanoratra mailaka sns e ! Za tsy miteny hoe ratsy...

maro no mimenomenona amin'izao satria.....

  maro no tsy nanampo mihitsy satrtia sondraina tamin'ny kabary politika ary tsy nahay nanavaka ny  tena marina amin'ireny kabary ireny sy ny zava hisy sy misy amin'ny fiainana diavin'ny firenena Madagasikara dia nosy ary tsy afaka misaraka amin'izao tontolo...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb