Categorie: Ankapobeny
http://www.mira.gov.mg/election/resultat-communal-region-antananarivo.php?c1=1&c2=1 Io zany ny site an'ny ministeran'ny atitany ahafahanao mijery ny vokatra teo antananarivo renivohitra fa tsy dia asiana komentera tsony e fa dia lasan'ny tanora malagasy vonona ny tanana
maro ireo olona tonga amin'ireny famoriana ho an'ny fampielezan-kevitra ireny manontany tena hany aho hoe hijery fety ve ny olona sa hiatrika fampielezan-kevitra raha ny olona tonga teny antsonjombe omaly izay aloha dia aoka fotsiny raha ireny marina no hifidy an'Ingahy Andry...
Nanomboka omaly ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana Ben'ny tanana eto Madagasikara.raikitra indray izany ny famoriana vahoaka sy ny fizarana tee shirt maro loka e ! Niainga tsara izy omaly raha ny teto Antananarivo Renivohitra no jerena sady ny tena ihany koa nivezivezy...
raha vao miditra cyber enao ka mitopy amin'ny olona manodidina anao sy izay zavatra ataony eo dia izao foana no miseho injinja raha vehivavy na tovovay ilay olona eo akaikinao : mijery site de rencontre izy ary dia raikitra ao mitsaty,mifanoratra mailaka sns e ! Za tsy miteny hoe ratsy...