ravatorano | 12 Novambra, 2007 11:29
Tsy tononina | 12/11/2007, 12:23
Dia mahafinaritra ny mamaky ny resakao fa dia ny tsotra ao am-po no voambara!
Fa tokan-tena angaha ravatorano? hihihi vazivazy iny an!
jentilisa | 12/11/2007, 15:17
Izaho moa maniry ny ho tonga mihitsy fa olana fiasana sabotsy tontolo andro no tsy ahafahako. Efa hitan'ny namana serasera dago hafa ihany aho na dia izany aza fa ianao aloha mbola tsy hitako mivantana e!
ravatorano | 13/11/2007, 11:08
ary toa tsy tazana ilay valiteniko kanou
ravatorano | 13/11/2007, 11:17
averiko kely fa toa tsy tazana etsy ambony
ikalamako < za koa faly mahafantatra anao e !
tsy tononina < za tsy toka-tena fa efa soara b aza koa
jentilisa < marina zany ry akama an! efa reko tokoa izay fa tena sempotry ny asa ianao rehefa asabotsy fa atao ahona e ny manetsa be mbola ho avy fa tsy hifanomezan tsiny io
Ny tena mba tiako lazaina mantsy dia izao : sarotra amin'ny namana rehetra miditra sy miresaka amin'itony sehatra itony ny hiseho mivantana .Araky ny efa voalazako dia ny antony marobe fa saingy.....izy mahay azy !
Tsara anefa ny mifankahita,mifankahalala bebe okoa indrindra amin'izao andron'ny fanatontoloana izao, amin'izao andron'ny fivoarana marobe miainga eto amin' ity planeta tany ity.
Amiko dia misy vokany soa ho ahy ny nahitako ny namana mivantana ary koa nahitako tombo tsoa koa ny nifanerasera sy nifankahita nivantana tamin'izy ireo.
Na dia ilay hoe "afa tebiteby" fotsiny aza
hahahahaha
Tattum | 15/11/2007, 18:41
Hay marina moa ianao mi-blaogy! :D
Faly mamaky ny blaoginao, ary nafinaritra ilay fivoriana tamin'ny 5 taona ny Namana Serasera. mihona eo any.
ravatorano | 19/11/2007, 11:09
Tattum < ianao koa isaorana tonga nanotrona teny e
za tsy afaka tamin'ilay fivoraian teny Bel air (tao ami'i Mr Barijaona)iny fa efa azonay avokoa ny andinindininy fa efa nisy namana nalefa manokana tany fa ilay fivoriana faharoa no toa betsaka ry zalahy no tao
Mihaona eto ihany marina e
misset | 21/11/2007, 08:58
Slt alou e! faly mahita ny sarinao, fa angamba mety mbola ahita anao mivantana ihany koa a!zay no fanirina, otran'ny tena za mitsy io lazainao io ry Ravatorano a! za tena mba te hafantatra an'ireo ol tena mazoto miresaka sy mifanoratrireo fa isaky ny misy fihaonana na fivoahana otran'ireny d tena mba hande mitsy fa tsy afaka e! mbola miasa @ireny fotoana ireny miasa maraina a! nefa ny ariva tsy tratra e! tsy misy dikany kory, ny ol efa miomana ny ody moa za ve ny tena vo tonga tsy ho afa2 iany e! mbola ho avy ka a! ary tsy maintsy ho avy mitsy @ manaraka ngamba d haka permission mitsy @zay.
Mbola hihaona e!
| « | Jolay 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||
Re: ny mahatsara ny makany amin'ny reality rehefa avy ni virtuality ! hahaha!
ikalamako | 12/11/2007, 11:49
faly mahafantatra an'i zoky ravatorano mbola virtualimà moa izany.
Dia arahabaina sy isaorana ianareo nahaefa soa ny fambolen-kazo hakantsika alokaloka amin'ny andron'ny fisotroan-dronono e !