ravatorano | 13 Desambra, 2007 07:04
http://www.mira.gov.mg/election/resultat-communal-region-antananarivo.php?c1=1&c2=1
Io zany ny site an'ny ministeran'ny atitany ahafahanao mijery ny vokatra teo antananarivo renivohitra fa tsy dia asiana komentera tsony e fa dia lasan'ny tanora malagasy vonona ny tanana
ravatorano | 13/12/2007, 11:32
izay mihitsy no andrasana aminy ! fa ny vahoaka ange efa leo polifika na politika e
efa tena tsy mamely tsony ilay izy
raha nisy mpanohitra nilatsaka zao teo fa tsy io tanora malagasy vonona na tgv io dia nino aho fa lany ingahy rafalimanana hery satria ny mpanohitra efa tsy krediblll tsotry sady tsisy kredi kou ny phoen-ny hahahaha
mampimé e
mampanaelo ireo milaza sy mitono tena ho mpanohitra eto amitsika ireo
DotMG | 13/12/2007, 11:45
Misaotra indrindra amin'ny rohy fa dia tena ilaina. Miarahaba ny lany dia misaotra ny teo taloha ihany koa fa nahavita azy izy (@f♥m izany fa tsy maneso). Misaotra sy mankahery ireo mpifaninana voatery lasa kely vato noho ny bipolarisation tsy fidiny. Tsy hoe ireny isam-bato ireny no isan'ny tia anareo fa aleon'ny mponina manambatra ny hery any amin'ny kandidà teny mety hampisy ilay fanairana (ho an'ny te hanaitra ny fitondrana io).
| « | Jolay 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||
Re: lasan'ny Tanora malagasy vonona sy i Andry Rajoelina izany ny fandresena teto Antananarivo
ikalamako | 13/12/2007, 09:33
ny zava-dehibe dia ny hanatontosany ny tanjona nofaritany fa tsy ho lasa kobaka am-bava fotsiny toy ny mahazatra .
Dia miarahaba azy izany e !