ravatorano | 02 Janoary, 2008 10:29
Su | 02/01/2008, 13:21
Eto aminay koa izao mangina ny trano fiasana. Amin'ny herinandro iny vao ho avy daholo ny mpiasa. Ny bus koa dia nalalaka be. Izaho koa moa vao maraina be no maka bus, amin'ny enina sy fahatelony maraina. Ny hatsiaka moa dia nanampy ny tsy fahazotoana hivoaka angamba (-15 C fa mahatratra -37 C nohon'ny rivotra).
ravatorano | 04/01/2008, 11:41
simp < tsy hay tsony izay no jerevana na inona na inona e fa tena variana mijery tsy migany zany e hahahaha
ny saiana less no mandeha be nefa vao miandoha ny taoana an
su
ravatorano | 04/01/2008, 11:44
su
| « | Martsa 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | 31 | |||||
Re: mangina ny andron'ny roa janoary 2008
simp | 02/01/2008, 11:39
zany eo ihany fa mba inona aza no jeren'i ravatorano eo e, otran'ny variana be manko :P
tratry ny taona ooo