ravatorano | 14 Jolay, 2008 07:07
ravatorano | 14/07/2008, 10:23
marina tokoa fa tena sarotra no ahitana ady sahala izany nefa ry zareo ogandey anie ka mozatra ihany e sady manana lanja ngeza kokoa noho isika malagasy ny "pack d'avant" andry zalahy
ho sarotra ny fandidiana any nefa dia ho hitatsika eo satria mbola manana fotoana ny Maki hanomanana izany
raha ry barea aloha dia eo amin'ny fampivodronana azy ireo ny federation amizao ary hanao ilay COSAFA CUP ry zareo atsy ho atsy.Any izy mbola hifanena amin ny botswana ihany sy ry mozambika ka dia ho hita eo indray hoe karakory tsara ny fandehany an ?
tsy dia misy lazaina firy fa izay efa mahafantatra ahy anontaniana dia izy hilaza anao bebe kokoa ny amiko !
| « | Oktobra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | |||
| 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
| 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
| 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
| 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | |
Re: Ravan'ny 15 Maki Malagasy ny Zebres avy atsy Botswanais teo amin'ny lalao rugby tamin'ny asabotsy lasa teo tetsy mahamasina
DotMG | 14/07/2008, 09:48
Vita izay ny an'ny gidro fa ho avy koa ny an'ny omby. Ahoana, resin'ny Barea 3 sy 1 koa ve ireo Botswana ireo, sa 3 sy 0?
Ilay ady sahala amin'ny rugby ange ankavitsiana no ahitana azy fa ny marina tsy maintsy mitady fandresena any amin'ny tanin'ny Ogandey ny makis e! Izay koa no mahasarotra an'ity vondrona misy ekipa 3 amin'ny rugby ity. Tsy misy marge mihitsy fa tsy maintsy mandresy hatrany. Raha ny botsoane indray mantsy no nandresy ny Ogandey dia afaka niandrandra hoe na ho resy aza mety ho mbola tafakatra ary tena ho nisy lanjany ilay bonus raha izay.