ravatorano | 25 Jolay, 2008 10:07
lehilahytsyresy | 25/07/2008, 10:51
Torak'izany koa, mirary fiononana ho an' ny fianakaviany sy ireo namany.
ikalamako | 25/07/2008, 13:39
mirary fiononana ho an'ny fianakaviany. Handry am-piadanana izy.
Su | 25/07/2008, 14:29
Fampiononona sy faherezana no atolotra ny fianakaviany koa ny aty.
ravatorano> "anio" dia ampiasaina amin'ny zavatra Hitranga (ho avy): Hiantsena izahay anio. Anio no hankalazana ny fetin'ny...
"anikeheo" no ampiasaina amin'ny zavatra Natao na efa LASA: Niantsena izahay anikeheo. Anikeheo no nankalazaina ny fetin'ny...
"androany" dia azo ampiasaina na ho amin'ny ho avy na ho an'ny lasa.
ravatorano | 25/07/2008, 15:45
su < misaotra betsaka indrindra fa tena manampy amin'ny fampiasana ny teny malagasy ianao !
raha ny tena izy izany dia tokony izao no nanaoratako azy : nodimandry androany ....
Su | 25/07/2008, 19:00
Izay. androany maraina na anikeheo maraina.
Tsy misy fisaorana e!
simp | 25/07/2008, 23:58
very olo-manga tokoa ny firenena :'(
mirary fiononana feno hoan'ny fiankaviany
TSILIZY | 30/07/2008, 20:05
Dia miara ory @ fianakaviana rehetra any Madagasikara noho izao fahalasan'i RAD be izao. Ary mirary koa raha mirary ny tsy hampiraviravy tanana ny antoko LEADER FANILO.
tsy dia misy lazaina firy fa izay efa mahafantatra ahy anontaniana dia izy hilaza anao bebe kokoa ny amiko !
| « | Oktobra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | |||
| 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
| 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
| 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
| 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | |
Re: Nodimandry anio maraina Ingahy Herizo RAZAFIMAHALEO
news2dago | 25/07/2008, 10:23
Mirary fiononana ho any fianankavina sy ny namany rehetra