ravatorano | 07 Aogositra, 2008 12:29
ravatorano | 07/08/2008, 16:11
tena efa rendrika iny vao nandalo tany izahay kah
marina tokoa fa d nandehandeha tokoa ary nahita raha e
ilay nosy manga be tazanina avy lavitra maha te honina mihitsy koah !
sipagasy | 07/08/2008, 20:37
mmhh inona kay ny maha manga ilay nosy??, voninkazo veh sa... tsy haiko e!
ravatorano | 08/08/2008, 07:27
sipagasy < iny ndray tsy nanontaniako kle !
rehefa amin'ny fandalovana manaraka any dia anaovana fanadihadihana manokana fa tena mahafinaritra ange e!
Shark | 09/08/2008, 06:31
Tsara dia tsara mihitsy ireto vaovao nentinao ireto ry Ravatorano.
"Tsy ahitana trondron-dranomasina any fa mahery ny ranomasina ary tsisy mpiandriaka..."
Raha azoko tsara, dia ressources izay mbola azo exploitena tsara mihitsy koa izany ny hazan-dranomasina raha toa ka mbola tsy sahy miandriaka ny olona any amin'iny faritra iny.
Azo antoka izany fa tsy ho tratran' ny crise alimentaire mondiale akory isika Malagasy fa mbola manana reserves azo alaina rehefa sendra tsy ampy iazay eo ampela-tanana.
ravatorano | 11/08/2008, 14:51
za manokana aloha tsy mino hoe ho tratry ny crise alimentaire izany isika eto madagasikara.Ny tsy fahaizana mitantanana ilay sakafo misy eto amintsika angamba no mety mahatonga ana izay fa tsy dia ilay hoe "tsy fisiany".
RATOVOARY | 13/08/2008, 08:57
Tena marina io voalazanao io.
Mbola mila mianatra mitantana isika gasy fa raha haintsika io de mino aho fa tsy hanafatra intsony angamba fa mba fanondranan indray no eritreretina.
Mankasitraka ny amin'ny fampitam-baovao e!
nofynofy | 18/08/2008, 15:52
Efa sain-kanina koa nareo zany ry sipakv
tsy dia misy lazaina firy fa izay efa mahafantatra ahy anontaniana dia izy hilaza anao bebe kokoa ny amiko !
| « | Oktobra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | |||
| 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
| 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
| 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
| 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | |
Re: fandalovana tany avaratra atsinanan'i Gasikara
news2dago | 07/08/2008, 13:37
Dia mandehandeha mahita raha tokoa ravatorano izany!
tsy nahita ny tropicana II zany tao Maroantsetra