io ny alliance française ao ny kilonga no manovo sy manatevina ny fahalalana ny teny frantsay fa misy "activités" maro koa ao kah ! toy ny theatre , ny cinetheque,ny ping pong. Aho mantsy efa no membre tao tamin ny nandalovako tany tamin'ny 1996-1998 ! fa io sary io vao nalaina tamin ny 11 juillet 2007 an !