ravatorano

Tahirintsary

fisakana tsa hanimboay

 
Parent

Parent

io ary ilay toerana fanodidnana ny rano ho lasa herin'aratra ao Sahamadio ka nahatonga ilay hoe Jirafi

fandrena 034.jpg

1.3 MB

2272 x 1704

io ary ny lapan'ny tanana'i Sahamadio
somary nalavirina mba ho azo aby ny trano
vao namboarina izy io ary vita tsara tokoa ! tao zany ny renibenay no nanao ny fanamarinam-piterahany satria teny izy no teraka !

fandrena 030.jpg

1.3 MB

2272 x 1704

eo Alasora ihany ro ahitana ity birao raika ity dia ny an'ny polisy zany ...naky misy aza zalahy ireo ny galeoka tsy maintsy eo antanana ihany ...

fandrena 021.jpg

836 KB

2272 x 1704

io ny alliance française
ao ny kilonga no manovo sy manatevina ny fahalalana ny teny frantsay fa misy

fandrena 022.jpg

1.1 MB

2272 x 1704

miteny ho azy ny soratra !

fandrena 018.jpg

966 KB

2272 x 1704

lalana minga eny ambohidralamanga io raha nalaina sary hatety atsena ! endry aho e !

2721-fandrena 002.jpg

1 MB

2272 x 1704

Lalana minga any miarinavaratra iny e ! ilay pnaque misy ny filazana wa efa tena maty  ny soratra teo e! i lanto zao no nahazo sary an ireny fahiny ! Io zao ny fiangonana loteran eny Miadana e ! ambonin'Ambanimaso !

fandrena 006.jpg

1022 KB

2272 x 1704

fidirana eo antsenan'i Fandriana.
Andro alarobia no nakana ny sary ka mazava ho azy raha vitsy ny onona hita eny ho eny !

fandrena 025.jpg

944 KB

2272 x 1704

io ny lapan'ny district na ny fivondronana taloha eny alasora no misy azy ary saika eo amin'ity toerana ity avokoa moa ny biraom-panjakana rehetra e !

fandrena 017.jpg

1.3 MB

2272 x 1704

IO zany ny domaine e
ao no miakarakara ny taratasy momba ny fananan-tany ao fandriana

fandrena 004.jpg

1 MB

2272 x 1704

io ny reniranon'i Mania teo izany no nahatonga ilay fitenenana hoe fisakana tsa hanim-boay satria rehefa mita an io rano io ka na feno voay aza eo d tsa misy mikitika na misoka-bava fa dia afaka mita ny renirano tsara ny zanak'i Fisakana
Isa ngah sé zao re mbola mandaitra io fitenenana io !-

fandrena 038.jpg

780 KB

2272 x 1704

ravatorano eo amin ilay tetezana manamarika ny fisarahan'ny toerana hoe avaradrano sy atsimondrano
efa nihena lery io kah !
hihihih

fandrena 044.jpg

1.1 MB

2272 x 1704

 
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb