Nahafinaritra tokoa ny nandalo indray tany Sambava sy Maroantsetra tamin'ny herinandro lasa teo iny raha namita asa tany ny tena.
Madio ny tanana ao Sambava,ny lalana tsara ary ny ranomasina sy ny tora-pasika indrindra fa ny plge dia madio tokoa.
Ny trano fandraisam-bahiny moa...