ravatorano

Tahirintsary

fambolena kaki

 
Parent

Parent

izao ilay hoe manatsatoka ry zareo ah

PB080373.JPG

105 KB

480 x 640

efa voatsatoka fa miandry paparazzi fotsiny za io sady mbo mi style amin ilay satroka kopaka be

PB080374.JPG

103 KB

480 x 640

midanika ny andro ka mak malomaloka avokoa ny ankizy , noho izany dia somary flou kely koa ilay sary fa niempo ilay fakana azy hihiih

PB080402.JPG

130 KB

640 x 480

zao no mahatsara ny mamboly hazo fa jereo ange izahay fa afaka nialokaloka tsara e
raha tsy teo izao io dia asa fotsiny ny nahazo fa nodanian'ingahibe masoandro teo fotsiny

Photo-081.jpg

47 KB

320 x 240

ilay mahia hono miankin-drindrina fa ilay be kibo tafankina amin'ny sapin
hahahahahahah

PB080403.JPG

113 KB

640 x 480

mazotoa enao ramose ah !
tsara ny misakafo sady adidy atao amin'ny vatana io raprezy fa dia mirary anao hazotoa homana hatrany an !
za efa any amin'ny vera manga kely fa efa voasasa ny lovia .

PB080432.JPG

107 KB

640 x 480

 
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb