ravatorano

inona no atao reefa azo ny baka na baccalauréat

ravatorano | 11 Jolay, 2006 22:10

voaloany injinja kalouh d we hianatra eny amin ny oniverisité.Ho an ireo saragan olotsotra dia ny oniveristé panjakana no hidirany ary ny manakatao dia afaka miditra ami ireny institut marobe andoavambola ireny.
Amizao fotoana izao dia maro ny tanora no manana diploma , manana ny traikefa entina miasa saingy ny famoronana asa ho azy ireo no tsy maharaka.
Ny tsenan'ny asa eto Madagasikara ho an ireo tanora mahavita fianarana dia tena ety sy tery miitsy ary sarotra ihany koa ny managana orinasa najinika ho an'ny tena raha jerena amin'ny fisehoan ireo sakana maro miseho eny rehetra eny.Ny"procédure" ihany koa tena lava no sarotra

Raha afaka baka zany dia aoana ? mianatra sy miakatra amin ny ambaratonga ambony indray é d reefa mahavita eo vao tena ho loza satria hitady asa amizay ???????

Hevitra

Re: inona no atao reefa azo ny baka na baccalauréat

fraz | 11/07/2006, 23:33

Raha mazoto sy manam-bola hianarana dia aleo tohizana ihany aloha. Rehefa hitady asa amin'izay ve tsy hahita foana e, betsaka kokoa anie ny olona miasa noho ny tsy miasa e izany hoe nahita asa daholo ihany izany izy ireo rehefa mitady. Ireo tsy miasa na tsy mahita asa indray, mety samy manana ny antony manokana aloha, mety hoe ny fomba fitadiavana asa no misy lesoka.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb