ravatorano

Ny tondrozotra na ny ravindalana ilaina ny fampiharana azy malaky dia malaky !

ravatorano | 17 Septambra, 2011 15:55

Sarasara tsy ambaka daholo ary isika mianakavy mamaky eto e !

Iaraha mahalala izany fa dia nanao sonia ny tondrozotra na ravin dalana izay napetraky ny vondrona SADC ny mpanao politika malagasy.Ny tena mahalasa ny sain ny mpanara baovao dia ilay andalana faha 20 ihany e izay mikasika ny mpanao politika nanao sesitany ny tenany na ankolaka izany na koa tsy antery fa ninian izy tompony natao.

Eo indrindra zany tsika.Samy manana ny heviny avokoa ny rehetra momba izay indrindra moa mikasika an i Ravalomanana.Amiko manokana dia aleo izy hody eto Madagasikara raha izay no faniriany sy tiany izy rahateo malagasy ka manana zo amin izany.Tsy hitako mihitsy izay olana fa anjaran ny fanjakana amin izao dia ny FAT izany no manapakevitra ny amin izay ho fandehany na ho samborin dry zareo izy araky ny dosie efa mande sy misy any na hiandry amnistie na koa avelany ho afaka miriaria eny.Ny FAT no tompon andraikitra voalohany amin izany ary anjarany izany no mametraka ao anatin ny mangarahara tanteraka ny momba izay na ny fikatsahana fitsarana tsy mitanila ary mahaleo tena hitsara azy na ny fiambenana azy tsy ho faty alohan ny fotoana na koa izay mifandraika amin ny fahafahany miaro tena amin'ny fitoriana izay hahazo azy ! Fiovana no novoizina tamin ity tetezamita ity ary tokony ho izay no hisy !

Aoka koa ireo izay nanana raharaha rehetra tamin'ny fitsarana mba hahazo ny zony aradalana momba izany aoka hisy marina ny fifamelana ara politika ary hibanjinana amin izay ny fampandrosoana ny vahoaka sy ny firenena.
Tsy tokony avela ho afa maina koa anefa ireo izay nihinana ny volam bahoaka tato anatin izao fitondrana tatezamita izao satria misy ary voalaza an gazety na antsoratra na ambava fa aminà tapitrisa amanjatony mihitsy ny vola alain ny minisitra sasany a amin ny tahirim bolam panjakana na orinasam panjakana entina mikarakara ny tenany na ny ankohonany.Anjaran ny FAT ihany koa izany indray ny filoha mpitarika azy mba tsy hisy intsony ny tsy maty manota na iza na iza.

Betsaka no azo ambara amin iny tondrozotra sy ravindalana iny fa miandry ny fampiharana azy aloha isika dia ho hita eo raha hiady hifandramatra ka hampiakatra totohondry indray ireto mpanao politika malagasy ary hifampihantsy mihitsy amin izao fizarana seza izao.
Hoy Ramafandrahona hoe éty semboko ty tsy omeko anao malala an" fa ny mpanao politikatsika kosa mamalana azy hoe " ty sezako ity e tsy meko anao ralala an é !

Soava tsara ah ! 

Hevitra

«Mialoha   1 2 3 4

Re: Ny tondrozotra na ny ravindalana ilaina ny fampiharana azy malaky dia malaky !

write my persuasive essay | 16/02/2013, 07:21

My comrade generally want to save money on college essays creating. As result he fails his grades just because of it. Nevertheless, I try to look for the best essay editing service and I'm assured that can get the greatest results, just because experts can cope with any assignments simply.

Re: Ny tondrozotra na ny ravindalana ilaina ny fampiharana azy malaky dia malaky !

buy essays uk | 19/02/2013, 04:55

Check our home page and get a term paper from the reputable company. It is our promise that you will have online research paper service.

Re: Ny tondrozotra na ny ravindalana ilaina ny fampiharana azy malaky dia malaky !

essay writing services | 19/07/2013, 07:26

Press over here goldessays.com if you are searching for custom writing UK essays. Order custom papers, don’t waste your time and do other important things while skilful writers take care of your writing task.

Re: Ny tondrozotra na ny ravindalana ilaina ny fampiharana azy malaky dia malaky !

Johndon | 28/07/2013, 02:04

salama. amiko, tsy haiko na marina na tsia, tsy efa vodernaty ve io Pasitera io no mbola ilana ny hevitry ny mpiangona indray ny hitazomana azy sa tsia. Inona no olana? Tsy olona aminay no jerena fa ny fanahy masina mirotsaka amin ny mpivavaka rehefa irahin Andriamanitra ny mpanompony hitory ny Teny. Voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany. Mitory an i Jesoa Kristy ve io Pasitera io? Raha eny ny valiny dia tsy misy tokony hanaovana FIFIDIANANA izany? aza dikana vilana ny voambolana fa mitovy ihany ny fifidianana sy fanehoan-kevitra, mitovy ny tanjona, ny fanalana ny Pasitera. Mba hazavazo ny sainay, inona no olana azafady indrindra?

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
«Mialoha   1 2 3 4
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb