ravatorano

tsara ny mialokaloka !

ravatorano | 28 Desambra, 2007 09:56

ravatorano
toy izao izahay rehefa mialokaloka avy namboly hazo !
toy izao koa izany no tombotsoa voalohany azo avy amin'ny fambolena zanakazo raha fihinamboa moa izy dia sady azo ialofan no azo hohanina ny voany !
koa amin'izao fisokafan'ny taom-pambolena zanakazo izao dia tsara ny manentana antsika rehetra mba hanao izany adidy masina ho an'ny tanindrazana izany mba ho maintso mavana indray no tazana eny antsefatsefan-tendrombohitra eny ary mba ho ara-dalana ny rotsak'orana sy ny hafanana fa tena tsy an'erany mihitsy tamin'ity taona ity ,izay vao manomboka ihany ny hafanana

Hevitra

Re: tsara ny mialokaloka !

sazykely | 28/12/2007, 10:10

namboleko hazo midoroboka, mba ialokalofanao, namboleko hazo midoroboka, mba ialofantsika roa

Re: tsara ny mialokaloka !

ravatorano | 28/12/2007, 10:45

ravatorano

misaotra re ry sazykely ah sady anay roalahy no tafa aloka teo fa tsa isika roa na ianareo roa kouh !
hahahaha

Re: tsara ny mialokaloka !

ikalamako | 28/12/2007, 12:56

Tano ny Hazo izany fa sarotra ny mila, hihihi (fa sarotra ny mamboly...)

Bonne Année 2008

jogany | 29/12/2007, 14:05

Bonnes Fêtes de fin d'année ê!!!
hotrany mafinaritra be zany mialokaloka zany !

Bisoux!!

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb