ravatorano | 25 Jolay, 2008 08:07
ravatorano | 25 Jolay, 2008 06:54
Quatre membres du club du rallye automobile FMMSAM(Firaisan'ny Malagasy Mpanao Spaoro aotomobilina sy Moto): Gaston Ramaroson le S.G du club,Rarivoheriniana(Rivokely le co-pilote de Laza dernier vainqueur du rallye SRK du 12/07/2008),Alain Sam pilote (frère de Papale)et John Rahamefy ancien pilote et membre du staff du club.
Ils ont raté un virage avant à l’approche d’un pont à la sortie d'Ilempona et s'est immergé dans le fleuve avec leur voiture 4x4.Les quatre disparus deux pilotes et deux officiels du club avaient entamé pour le compte du club un road-book ou la reconnaissance du parcours pour Antanifotsy.
Notons également que Gaston Ramaroson est le frère d'Alain Ramaroson ancien ministre du Commerce sous l'égide de Mr Zafy Albert.
ravatorano | 19 Jolay, 2008 08:39
Iray volana anio ny nahaterahan’i Mahalatsa sy Mahagaga, ireo zaza kambana miraikitra kibo avy any Amboasary atsimo, teraka tamin’ny 19 jona 2008. Mihamahazo aina ankehitriny izy roalahy satria efa nahatratra 4kg omaly ny lanjan’izy roalahy mitambatra, tao amin’ny « Pavillon Ste-Fleur », araka ny nambaran’ny Pr Andriamanarivo Mamy Lalatiana taminay. Tsahivina fa 2,8kg monja ny lanjan’izy ireo tamin’ny tonga teto Antananarivo.
Amin’ny herinandro ambony dia hidinika ny amin’ny hirosoana amin’ny fitarafana azy ireo amin’ny « scanner » ireo mpitsabo, raha ny “échographie” no efa vita, andro vitsy taorian’ny nahatongavan-dry zareo teny amin’ny HJRA. Antony nanemorana ny fotoana handinihana akaiky ny momba azy ireo (taova iraisana raha misy sns) ny lanjany kely loatra sy noho izy ireo marefo.
Mikasika ilay zokin’izy ireo lahy 3 taona, dia mbola tsy mahamaika an-dRtoa Anjaramena, reniny ny hampiakarana azy aty an-dRenivohitra avy any Amboasary atsimo noho ny toetr’andro tsy mitovy, hoy ny senatera Kaleta. Mangatsiaka eto afovoan-tany amin’izao fotoana izao ary mety hanahirana ilay zaza. Tsy milaza anefa izany fa hisaraka maharitra amin-dreniny ity zaza ity.
Voalazan’ny mpitsabo mantsy fa any amin’ny faherintaonany any ho any ireto kambana ireto vao mety hodidiana. Izany hoe hijanona eto Antananarivo mandritra ny herintaona mahery izy telo mianaka miaraka amin’ny renibeny. Mbola hampiakarina araka izany ilay zokiny fa ny fotoana no mbola tsy fantatra.
nosoratan'i
Jocelyne Randrianary
nalaina tao amin'ny
gazetiko
nivoaka ny
19/07/2008
ravatorano | 14 Jolay, 2008 05:07
ravatorano | 11 Jolay, 2008 10:14
Selon le Professeur Clément Andriamamonjy, chef de Service et traumatologue à l’Hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona à Ampefiloha,Tombotsara Ambinindrazana a été operé avec succès le 10 Juin dernier.
Il souffrait d’une méningo-encéphalocèle fronto-nasale !ouups !
La maladie est une malformation congénitale crânienne et causée par une défection osseuse.
Le cas de méningo-encéphalie est très rare. De 2005 à 2007, il y en a eu 13. 2 cas en 2005, 6 en 2006, et 5 en 2007. De 2001 à 2004, 21 cas ont été enregistrés.
Diana Chama étudiante en journalisme à Mahajanga a vu le bébé et a lancé un appel à la solidarité pour aider le petit et sa famille afin qu’il puisse se faire opérer.
Mille merci à ceux qui contribuent de loin ou de près à cet opération d'aide à Kamba !
tsy dia misy lazaina firy fa izay efa mahafantatra ahy anontaniana dia izy hilaza anao bebe kokoa ny amiko !
« | Desambra 2023 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |